- Alarobia 14 Jona 2017
Fampianarana.SEKOLY AMBONY IST Miezaka manome vahana ny voka-pikarohana
Fomba fiasan’ny sekoly ambony IST ( Institut Supérieur de Technologie) eto Antananarivo nanomboka tamin’ny 2016 ny
Hamaky ny tohinyFomba fiasan’ny sekoly ambony IST ( Institut Supérieur de Technologie) eto Antananarivo nanomboka tamin’ny 2016 ny
Hamaky ny tohinyHankalazaina manerana ireo oniversite misy eto amintsika ny Mandela Day na andron’i Mandela isaky ny datin’ny 18 jona. Ho an’ny orinasam-pifandraisana Airtel Madagascar manokana dia ny 09 jona lasa teo no nanamarihany izany izay nifandraika indrindra tamin’ny fitsingerenan’ny faha-40 taonan’ny oniversiten’i Fianarantsoa.
Hamaky ny tohinyNanatanteraka fivoriana farany niarahana tamin’ny ray aman-drenin’ny mpianatra teny Antanjombe Ambohimanarina ny sekoly Edenah ny faran’ny herinandro teo.
Hamaky ny tohinyNamoaka ny andiany fahasivy misalotra ny anarana “Antsiva” indray ny fikambanana Ny Ampinga ny faran’ny herinandro teo,
Hamaky ny tohinyEfa tena mihatra aman’aina mihitsy ny fahorian’ny vahoaka Malagasy ankehitriny, hoy ny antoko MAPAR etsy Anosizato Andrefana.
Hamaky ny tohinyTsy mahomby eto Madagasikara ny rafi-pampianarana LMD (Licence Masters Doctorat), izay mitaky fandaniana bebe kokoa kanefa ny ankamaroan’ny tanora Malagasy tsy maharaka ka tsy afaka mamita ny fianarany hatramin’ny farany, raha ny fahitan’ny Fikambanana Andrianiko ny tanindrazako azy.
Hamaky ny tohiny