Fampianarana

Mpianatr’Ambohimanarina hanala CEPE Hahazo tohana hafakely avy amin’ny depiote Horace


  • Alakamisy 08 Jona 2017

Hafakely raha samy famerenana (revision) fanao hatrizay ity hokarakarain’ny depiote TIM, Rasoanoromalala sy ireo mpiara-miasa aminy hotanterahina eny amin’ny

 

 « Salle Firaisana faha-6 eny Anosisoa Ambohimanarina ny sabotsy 10 jona 2017 ho fanampiana ireo ray aman-drenin’ny mpianatra manana zanaka hanala fanadinana CEPE amin’ity taona ity eny Ambohimanarina. Tena fianaran-desona tsy mahazatra hatrizay no hiseho amin’io andro io fa fianarana lesona fehezina amin’ny hira sy lalao. Lohahevitra voizina amin’ny hetsika ny hoe : « Mihirahira dia mahay, milalao dia efa izay ». Katraka en live no nampisaloran’ny mpikarakara ny hetsika. Marihana fa ireo ankizy 150 tonga misoratra anarana mialoha dia iantohan’ny depiote mpikarakara ny saram-pidirany.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

  • Oniversiten'Antananarivo
  • Alakamisy 27 Aogositra 2026

14.400 eo no mpianatra

Hijery ny tohiny
FTT