Fampianarana

Eccova Antananarivo Namoaka mpianatra 270 mianadahy


  • Sabotsy 01 Jolay 2017

Hanao ranolava ny famoahana mpianatra eo anivon’ny ECCOVA manerana ny Nosy tato ho ato.

Taorian’ny faritanin’i Toliara dia namoaka mpianatra 270 misalotra ny anarana “Miakanjo tsara”  indray  ny sampam-piofanana eto Antananarivo. Teny Ankadindratombo omaly no nanatanterahana ny lanonana ka nanolorana ny mari-pahaizana ankatoavin’ny fanjakana ho azy 270 mianadahy ireto. Hitohy avy hatrany any Antsirabe izao famoahana mpianatra mpanjaitra lamaody izao ny 08 jolay ho avy izao, handalo Sambava sy Antalaha ary tsy hijanona raha tsy any Nosy-be izay sambany no hamoaka mpianatra taorian’ny fotoana nanokafana ny Eccova any an-toerana.  Nomarihin-dRazanamanalina Volana, filoha mpanorina ny Eccova fa betsaka amin’ireo mpianany no efa nahita asa any ivelany           ( Nosy rahavavy Maorisy) ary betsaka ihany koa ireo efa miasa tenany.

Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

  • Oniversiten'Antananarivo
  • Alakamisy 27 Aogositra 2026

14.400 eo no mpianatra

Hijery ny tohiny
FTT