Fampianarana

CNTEMAD Efa vonona ny boky amin’ny fanadinana enim-bolana faharoa


  • Talata 11 Jolay 2017

Niteraka fanaratsiana ny sekoly ambony CNTEMAD teo ny tsy fahavitan’ny boky mialoha ny hanatanterahan’ny mpianatra ny fanadinana enim-bolana voalohany.

  Efa vonona ankehitriny ny boky rehetra hiatrehan’ny mpianatra ny fanadinana enim-bolana faharoa. Ny talata 18 jolay izao dia efa azo raisina ny boky, hoy i  Djohary Andrianambinina, tompon’andraikitra voalohany eo anivon’ny sekoly. Amin’ny volana septambra no hotanterahina ny fanadinana. Mikasika ny fanadinana enim-bolana voalohany notanterahina tamin’ny volana jona teo dia nambarany fa tsy nisy olana. Nahatratra 70 hatramin’ny 75 % ny fandraisan’anjaran’ny mpianatra. Efa manomboka ny fitsarana.

Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

  • Oniversiten'Antananarivo
  • Alakamisy 27 Aogositra 2026

14.400 eo no mpianatra

Hijery ny tohiny
FTT