• Alarobia 23 Febroary 2022
Fampianarana.Mananjary Efa tafakatra amin’ny arabe ny ranomasina omaly

Miaina anaty fahasahiranana tanteraka ireo mponina ao anatin’ny distrikan’i Mananjary hatramin’ny omaly folakandro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Febroary 2022
Fampianarana.Fanonerana ny fotoana tsy nianarana Namoaka naoty sy tetiandro ny minisitera

Namoaka tenimita na « note circulaire » mikasika ny fanonerana ny fotoana tsy nianarana Minisiteran’ny fanabezam-pirenena mba hisian’ny rindran-damina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Febroary 2022
Fampianarana.Mpianatra iray nisy namono Ahiana ny korontana any amin’ny oniversiten’i Toamasina

Mamofompofona korontana indray ao amin’ny oniversite Barikadimy - Toamasina amin’izao manoloana ny raharaha nahafatesana mpianatra iray avy any atsimo. Raha ny fandehan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Febroary 2022
Fampianarana.Takaitran’i Batsirai Mpianatra 133 627 no mbola tsy miditra an-tsekoly

Tafakatra 126 ireo trano fianarana handraisana traboina noho izany raha mahatratra 133 627 ny isan’ireo mpianatra miato amin’ny fianarana hatreto.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Febroary 2022
Fampianarana.Noho ny rivodoza Miato ny fampianarana manomboka rahampitso

48 ora mialohan'ny 5 febroary 2022 tombanana hidiran'ny rivodoza Batsirai, nandray fepetra sy toromarika niainga tamin'ny Filankevitry ny Minisitra ny Fanjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Febroary 2022
Fampianarana.Sekoly tsy miankina Mangataka ny hanemorana ny datim-panadinana

Mafy ny mahazo ireo sekoly tsy miankina amin’ny fanenjehana ny fandaharam-pianarana vokatry ny fahatapahana lava nateraky ny ora-mikija sy ny valan’aretina Covid 19.

Hamaky ny tohiny
FTT