• Alatsinainy 06 Desambra 2021
Fampianarana.Ankatso I sy II Hahazaka mpianatra 300 ireo trano vaovao

Tonga nijery ny fivoaran’ny asa fananganana toeram-ponenan’ny mpianatra, izay misy fotodrafitrasa 3 lehibe eny Ankatso ny Minisitry ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa Pr Assoumacou Elia Béatrice niaraka

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Desambra 2021
Fampianarana.Prof Jonah Ratsimbazafy “Mba henoy ihany ny mpikaroka”

« Ny Filoha Paul Kagame tena mihaino ireo siantifika ao aminy eo amin’ny fitantanana ny fireneny... Vao nanomboka mihitsy ny coronavirus dia anisan'ny nanakatona haingana ny fizahantany tany Rwanda ny Filoha Kagame.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Novambra 2021
Fampianarana.Marary ny fampianarana ambony Manamafy fa tsy hanao “ora fanampiny” ny SECES Tana

Marary tanteraka ny tontolon’ny fampianarana ambony miankina amin’ny Fanjakana. Nanamafy Sendikan’ny mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra mivondrona ao amin'ny SECES Sampana Antananarivo

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Novambra 2021
Fampianarana.Sekoly nomerika Miisa 30 no tratrarina ho an’ny taona 2021-2022

Hiditra amin’ny faha 8 taonany ankehitriny ny tetikasa sekoly nomerika eto Madagasikara. Tontosa omaly indray ny fanohizana ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny Orange Solidarité Madagascar sy ny minisiteran’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Novambra 2021
Fampianarana.Minisitry ny fampianarana ambony “Fanodinan-dresaka ny hoe: omena ny Axian i Tsimbazaza”

Nandiso tanteraka ny fanomezana ny valanjavaboaharin’i Tsimbazaza hotantanin’ny sehatra tsy miankina ny Minisiteran’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa Pr Elia Béatrice Assoumacou,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Novambra 2021
Fampianarana.Oniversiten’i Fianarantsoa Tapitra ny grevy, miverina amin’ny asany ny PAT

Namoaka fanambarana ny sendikan’ny PAT (Personnel Administratif et Technique) ao amin’ny Oniversiten’i Fianarantsoa, fa nivaha tamin’ny ampahany ny fitakian’izy ka miverina amin’ny laoniny ny asa aman-draharaha

Hamaky ny tohiny
FTT