• Alarobia 02 Febroary 2022
Fampianarana.Resaka fanafoanana ny CROUA Mangataka ny fitondram-panjakana hidina ifotony ireo mpiasa

Maro ny tsaho miely fa ho foanana ny sampan-draharaha misahana ny fonenan’ny mpianatra eny amin’ny oniversiten’Antananarivo na CROUA,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Febroary 2022
Fampianarana.KAOMININA ALASORA Efa afaka nianarana nanomboka omaly ny CEG nandraisana ireo traboina

Nofaranana tamin’ny Alahady maraina teo ny fampiantranoana sy fandraisana an-tanana ireo traboina teny amin'ny CEG Alasora an-jatony noraisin’ny Ben’ny tanana Randriantsoa Jimmy sy ny kaominina an-tanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Desambra 2021
Fampianarana.Kaonfederasionin’ny Sempama “Mino izahay fa tsy hisy mpampianatra FRAM intsony”

Nametraka ho zava-dehibe ny fifampiresahana ny minisitry ny fanabeazam-pirenena, hoy ny filohan’ny Kaonfederasionina sendikalin’ny Sempama,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Desambra 2021
Fampianarana.Faha 60 taonan’ny fakiolten’ny Siansa Notolorana marim-pankasitrahana ireo nahavita be

Nifarana omaly teny Ankatso ny 3 andro fanamarihana amin’ny fomba siantifika ny faha 60 taonan’ny fakiolten’ny Siansa eny amin’ny oniversiten’Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Desambra 2021
Fampianarana.Fampianarana teknika sy fanofanana arak’asa 9 volana tsy nandray tambin-karama ny mpiasa

Velon-taraina ireo mpiasa ECD (Employé de Courte Durée) sy ELD (Employé de Longue Durée) eo anivon’ny Fampianarana teknika sy ny fampiofanana arak’asa eran’I Madagasikara amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Desambra 2021
Fampianarana.Teach for Madagascar, OSC, WHH, Agrisud Hiara-hiasa amin’ny minisiteran’ny fanabeazana

Tontosa omaly 07 desambra 2021 tao amin’ny efitrano malalaky ny Minisiteran’ny Fanabeazam-Pirenena Anosy ny Fifanaovan-tsoniam-piaraha-miasa efatra niarahan’ny Minisitry ny

Hamaky ny tohiny
FTT