• Alakamisy 24 Martsa 2022
Fampianarana.Oniversiten’Antananarivo Roa ny kandida ho filoha

Nisokatra nanomboka omaly ny fampielezan-kevitra mifandraika amin’izany ka anisan’ny mbola kandida ary maniry hatrany ny asa efa natombony entina hanatsarana ny tontolo’ny fampianarana eny anivon’ny sekoly ambaratonga

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Martsa 2022
Fampianarana.Minisiteran’ny fanabeazana Mpiasa tsy ara-dalàna maherin’ny 200 sarona

Nankatoavina tao anatin’ny filankevitry ny minisitra omaly 23 martsa ny fampitam-baovao mikasika ny fanapahana ny fifanaraham-piaraha-miasa hosoka sy tsy mitombona sy ny fanapahana ny karaman'ireo olona izay nisitraka izany teo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Martsa 2022
Fampianarana.Oniversiten’i Mahajanga Mitaky vatsim-pianarana 6 volana ny mpianatra

Raikitra ihany koa ny grevin’ny mpianatra tany amin’ny Oniversiten’i Mahajanga omaly, taorian’ny tao amin’ny Politeknika Vontovorona sy ny teny Ankatso.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Martsa 2022
Fampianarana.Ny oniversite ajoro Ny mpampianatra tsy mitombo ny isany

Tsy ho ela intsony dia ho vita tanteraka ny oniversite manara-penitra any Analanjirofo satria ny 90% ny asa no voalaza fa efa vita,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Martsa 2022
Fampianarana.Madagasikara Tsy mahay mamaky teny sy manoratra ny 20% n’ny olon-dehibe

Mbola mahatratra 20% ny tahan’ireo olon-dehibe tsy mahay mamaky teny sy manoratra manerana ny Nosy raha araka ny fanadihadiana natao teo anivon’ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Martsa 2022
Fampianarana.Vatsim-pianaran’ny Oniversite “Efa ao ny vola, vao ny 30% n’ny karatra no vita activation”

Nitondra fanazavana momba ny dingana vita amin’ny fisitrahan’ny mpianatry ny oniversitem-panjakana vatsim-pianarana ny Minisiteran’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa (MESUPRES)

Hamaky ny tohiny
FTT