• Alakamisy 17 Martsa 2022
Fampianarana.Salon des études internationales Hanampiana ireo te hianatra any ivelany

Manitsaka ny andro faharoa etsy amin’ny Centre commercial Akoor digue anio Alakamisy 17 Martsa ilay Salon des etudes Internationales andiany faha-12 karakarain’ny Mada Jeune.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Martsa 2022
Fampianarana.Sekoly tsy miankina sasany Mitsoaka an-daharana ny 45%n’ireo mpianatra

Manana anjara toerana lehibe amin’ny fanabeazana eto Madagasikara ny sekoly tsy miankina amin’ny fanjakana, hoy ny filohan’ny fikambanan’ireo sekoly tsy miankina amin’ny fanjakana manerana ny nosy, Hery Razafindrakoto.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Martsa 2022
Fampianarana.Vahaolana mitarazoka Nitroatra indray ny mpianatry ny Politeknika

Niroso tamin’ny grevy indray ny mpianatry ny Sekoly ambony politeknika Vontovorona omaly talata 01 martsa 2021 taorian’ny fahataperan’ny fe-potoana 24 ora nomeny ny tompon’andraikitra ara-panjakana hamaliana ny fitakiany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Martsa 2022
Fampianarana.Minisitry ny fampianarana ambony “Efa mizara karatra ny Paositra, hivoaka ny bourse…”

Nitondra fanazavana mikasika ny vatsim-pianarana ny minisitra ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa, Pr Assoumacou Elia Béatrice, omaly talata 1 martsa 2022,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Martsa 2022
Fampianarana.DREN Bongolava Misy maka ny volan'ny mpampianatra

Hafahafa ny zava-nitranga tany Bongolava momba ny vola fanampiana ho an’ny mpampianatra na "Subvention"

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Febroary 2022
Fampianarana.Alliance française de Tananarive Mpianatra 7268 no niatrika fanadinana ny taona 2021

Hasiam-panitarana ny Alliance Française de Tananarive (AFT) etsy Andavamamba. Ny faran'ny herinandro teo no nametrahana ny vato fototry ny asa fanamboarana,

Hamaky ny tohiny
FTT