• Zoma 28 Jolay 2017
Fampianarana.Androhibe Analamahitsy Nidoboka am-ponja ilay nangalatra tao amin-dry Mompera

Nalefa eny am-ponja vonjimaika omaly rehefa avy nalaina am-bavany ilay lehilahy iray 42 taona voasambotry ny polisy avy ao amin’ny Boriborintany fahavalo etsy Analamahitsy ny fiandohan’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Jolay 2017
Fampianarana.BACC tetsy amin’ny LMA Ampefiloha Mpiadina 78 isa no tsy tonga, sokajy A2 ny ankamaroany

Notanterahina nanomboka omaly alatsinainy 24 jolay manerana ny Nosy, haharitra efatra andro ny fanadinam-panjakana Bakalôrea.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Jolay 2017
Fampianarana.Fifaninanana mamorona “robot” tany Etazonia Laharana fahatelo ny Malagasy

Namiratra indray ny tanora Malagasy ary nanandratra avo ny voninahi-pirenena tany ampitan-dranomasina.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Jolay 2017
Fampianarana.FANEDUCATION AGENCY Mitohy ny fandefasana mpianatra any ivelany

Ivontoerana iray manohana sy manampy ireo ankizy manana ny mari-pahaizana Bakalôrea maniry ny hanohy fianarana any ivelany ny “Faneducaton agency” eny Antsahavola.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Jona 2017
Fampianarana.Mpianatry ny oniversiten’Ambondrona Mandrahona ny hidina an-dalambe

Taorian’ny fahatrarana lehilahy iray 30 taona tao amin’ny faritry ny oniversiten’Ambondrona,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Jona 2017
Fampianarana.400 000 Ar ny saram-pisoratana anarana Nigrevy ny mpianatry ny ENS

Nitokona ny mpianatra teny amin’ny ENS (Ecole Normale Supérieure) Ampefiloha omaly, ka raikitra ny fanakanan-dalana sy fandorana kodiarana teny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
FTT