• Zoma 03 Novambra 2017
Fampianarana.« Saint Jean Baptiste de la Salle » Imerinafovoany Nahazo famatsiam-bola avy any ivelany hanavaozana ny sekoly

Sekoly iray nitsangana tamin’ny taona 1951 ny sekoly “Saint Jean Baptiste de la salle” etsy Imerinafovoany Talatamaty. Hatramin’izay 66 taona niforonany izay dia efitra tsy mbola nohavaozina mihitsy ny ilany avaratra atsinanan’ny sekoly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Novambra 2017
Fampianarana.Fiverenana an-tsekoly amin’ny 6 novambra Izay mpianatra salama ihany no afaka miditra

Efa vonona tanteraka amin’ny fiatrehana ny fidiran’ny mpianatra amin’ny alatsinainy 6 novambra ho avy izao ny ankamaroan’ireo sekolim-panjakana sy sekoly tsy miankina manerana ireo fari-piadidiam-pampianarana 25 isa nahitana ny soritr’aretina pesta teto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Oktobra 2017
Fampianarana.Faly Andrianafetra R Nizara “kits scolaires” tao Imeritsiatosika

Mbola ao anatin’ny vanim-potoana fidiran’ny mpianatra isika izao, ary fotoana hanaovan’ny sokajin’olona na fikambanana samihafa asa sosialy izany matetika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Septambra 2017
Fampianarana.Sekoly tsy manara-dalàna Miisa 40 indray ireo nahazo fampitandremana

Mitohy hatrany ny ezaky ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena amin’ny fampanarahan-dalàna ireo sekoly tsy miankina eto amintsika amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Septambra 2017
Fampianarana.« Salon des Etudes Sup’ » Eny Mahamasina anio sy rahampitso

Hotanterahina ao amin’ny Lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina anio alakamisy 7 sy rahampitso zoma 8 septambra ny hetsika lehibe momba ny fampianarana ambony, fantatra amin’ny anarana hoe : « Salon des Etudes Sup’ », karakarain’ny Madajeune.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Aogositra 2017
Fampianarana.Fidiran’ny mpianatra Hanampy ny isan-tokantrano ny BNI

Mikolay amin’ny fanomanana ny fidiran’ny mpianatra amin’izao fotoana izao ny ray aman-dreny.

Hamaky ny tohiny
FTT