• Alakamisy 13 Aprily 2017
Fampianarana.Sekoly Madecasse Mankalaza ny fahenim-polo taonany

1957-2017 ! Feno 60 taona ankehitriny ny sekoly Madecasse. Teny Andravoahangy no niandohany ary ankehitriny dia efa eny Ampasika sy Bemasoandro ary Ambohijafy Itaosy no misy azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Aprily 2017
Fampianarana.Tanora Malagasy Tsy mahalala ny fianarana tokony hataony ny ankamaroany

Mbola betsaka ireo ankizy sy tanora tsy mahalala akory ny fianarana tokony hataony eto amintsika, araka ny fanadihadiana nataon’ny fikambanana Fanorina teny anivon’ireny sekoly isan-tsokajiny ireny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Aprily 2017
Fampianarana.EPP Andranovao Ambohimangakely Nohavaozina tanteraka

Nasiam-panavaozana tanteraka ny sekoly ambaratonga fototra ao Andranovao Ambohimangakely.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Martsa 2017
Fampianarana.Ravelotsoarana Solofo Hery Mihevitra ny hanangana Lycée ny ao Carion

Nambaran’ny ben’ny tanànan’i Carion, Atoa Ravelotsoarana Solofo Hery, ny sabotsy teo, tany an-toerana fa manana fahasahiranana ara-bola toy ireo ankabeazan’ny kaominina manerana ny nosy ankehitriny ny kaominina tantanany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Martsa 2017
Fampianarana.EPP ANTANIMBARINANDRIANA Nahazo trano famakiam-boky

Nahazo trano famakiam-boky ny EPP etsy Antanimbarinandriana. Omaly no notokanana tamim-pomba ofisialy ny fotodrafitrasa,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Martsa 2017
Fampianarana.ELIDIO RANDRIANJAFY, FILOHAN’NY ANEFFA Nalana tsy ho talen’ny EPP etsy Anosizato Andrefana

Nalana tsy ho talen’ny sekoly ambaratonga fototra etsy Anosizato Andrefana intsony Andriamatoa Randrianjafy Elidio, filohan’ny ANEFFA. Efa ho folo andro izay no nanalana azy tamin’io toerana io raha ny loharanom-baovao azo.

Hamaky ny tohiny
FTT