• Alarobia 14 Jona 2017
Fampianarana.Sekolin’ny marenina Notoloran’ny Airtel fitaovana marobe

Fikambanana iray miezaka manampy ireo ankizy manana olana ara-pihainoana eto amintsika ny Sekolin’ny Marenina Madagasikara eny Ambatoroka. Miisa 33 mianadahy ireo zaza beaziny ao ankehitriny ka ny 14 amin’ireo no kilasy mandry.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Jona 2017
Fampianarana.PRIMA BABY Hanampy ireo ray aman-dreny amin’ny fitaizana ny zanany

Fito taona nijoroana ankehitriny ny Prima Baby miaraka amin’ny Madajeune.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Mey 2017
Fampianarana.Sekoly ambony ENAM Hanofana ny DREN sy ny Lehiben’ny Cisco

Notanterahina omaly alatsinainy 15 mey teny amin’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena Anosy ny fifanaovan-tsonia tamin’ny alalan’ny minisitra Paul Rabary sy ny sekoly ambony manofana ho mpitantana ny raharaham-panjakana (ENAM) tamin’ny alalan’ny talen’io ivontoerana io, Pascal Rabetahina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Mey 2017
Fampianarana.Fanovana ny rafi-pampianarana Hihatra manomboka amin’ny 2020

Nihaona mivantana tamin’ireo senatera eto amintsika omaly ny minisitra Paul Rabary manoloana ilay fanovana ny rafi-pampianarana sy ny tetiandrom-pampianarana izay samy hihatra manomboka ny taona 2020 avokoa raha tsy misy ny sampona.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Aprily 2017
Fampianarana.Fanabeazana Tsy manan-danja eo amin’ny fiarahamonina Malagasy

Azo hazavaina amin’ny antony telo ny tsy nahatraran’i Madagasikara ny Tanjon’ny taona arivo fahatelo, hoy ny mpandrindra nasionalin’ny CONAMEPT (Coalition Nationale de Madagascar pour l’Education Pour Tous) Huguette Rakotoarivony nandritra ny fanokafana ny SMA (Semaine Mondiale d’Action pour l’Education) teny Anosy omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 22 Aprily 2017
Fampianarana.SEKOLY AMBARATONGA AMBONY Latsaky ny 25 % no afaka manohy izany eny ambanivohitra

Latsaky ny 25 %-n’ireo ankizy afa-panadinana Bakalôrea any ambanivohitra no fantatra fa mba afaka manohy ny fianarany eny anivon’ny sekoly ambaratonga ambony raha mahatratra 70% mahery eto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
FTT