• Sabotsy 05 Aogositra 2017
Fampianarana.Sekoly tsy manara-dalàna Manana tapa-bolana hanamboarana taratasy

Hifarana ny 20 Aogositra ho avy izao, raha araka ny loharanom-baovao azo rehefa naharitra herinandro maromaro ny fe-potoana nomena ireo sekoly tsy miankina tsy manara-dalàna teto an-drenivohitra ka nahazo fampitandremana avy amin’ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Aogositra 2017
Fampianarana.Fanabeazana maha olom-pirenena Hatao taranja manokana

Laharam-pahamehana ao anatin'ny teti-pivoarana ho an'ny fanabeazana (PSE) ny fametrahana fanabeazana mangarahara ao anaty tontolo mahafinaritra mikendry sy mikolokolo ny ankizy ho tonga olom-pirenena vanona

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Aogositra 2017
Fampianarana.Taom-pianarana vaovao 108 ireo sekoly tsy havela hisokatra

Rehefa nomen’ny avy eo anivon’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena fotoana maharitra hahafahan’izy ireo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Aogositra 2017
Fampianarana.Fanadinana enim-bolana voalohany Nahafa-po ny vokatra ho an’ny CNTEMAD

Vita soa aman-tsara tamin’ny volana Jona lasa teo ny fiodinana voalohany tamin’ilay fanadinana fanao isaky ny enim-bolana nokarakarain’ny sekoly ambony ampitain-davitra CNTEMAD.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Aogositra 2017
Fampianarana.Bakalorea teknika Sambany no nisy fitanana an-tsoratra ny hosoka

Notontosaina nanomboka omaly alatsinainy ny fanadinana Bakalôrea teknika andiany faharoa, ho an’ireo mpiadina nisafidy izany. Mahatratra 9.800 izy ireo no miatrika izany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Jolay 2017
Fampianarana.“Vacation” an’ny mpampianatra Tsy maintsy haloa, hoy i Paul Rabary

Betsaka ireo mpampianatra mitaraina ny amin’ny tsy mbola naharaisan’izy ireo ny “vacation” ny hatreto.

Hamaky ny tohiny
FTT