• Alakamisy 01 Martsa 2018
Fampianarana.Kaonfederasionin’ny Sempama Efa “loza mamotika” ny aretin’ny fanabeazana

Sarinteny tsy sarinteny omaly no nanaingon’ny avy eo anivon’ny kaonfederasionin’ireo sendikan’ny mpampianatra eto Analamanga (kaonfederasionin’ny Sempama) nentina nilazana fa efa faran’izay marary, na loza mamotika (phase finale) ny fanabeazana eto Madagasikara ankehitriny tetsy amin’ny Koots food Mahamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Febroary 2018
Fampianarana.« Cours » fanampiny ho an’ny mpianatra Mandeha tsara, hoy ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena

Kely sisa dia hamarana ny telo volana faharoa indray isika ho an’ity taom-pianarana 2017-2018 ity. Miha antomotra hatrany ny fotoana hanatanterahan’ny mpianatra ireo fanadinam-panjakana maro isan-tsokajiny izay tena mila fiomanana tokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Febroary 2018
Fampianarana.Fanabeazana Mivadibadika ny minisitra ?

Anisan’ny nampalaza ny minisitry ny fampianarana ambaratonga faharoa sy fanabeazana fototra Rabary Paul ny fahasahiany. Lasa nitombo ny mpiasam-panjakana mpampianatra (10.000 isan-taona), maimaimpoana ny fiatrehana ny fanadinam-panjakana Cepe sy Bepc.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Febroary 2018
Fampianarana.UPRIM Hatao nomerika ny fitaovana, hisokatra ny Master II

Hatao nomerika avokoa manomboka amin’ny volana martsa na aprily ho avy izao ireo karazam-pitaovana rehetra hampiasaina eo anivon’ny sekoly ambony UPRIM etsy Andavamamba.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Janoary 2018
Fampianarana.SECES Antananarivo Mpikambana 3 mpamadika tolona nesorina

Manamafy ny fitakiana efa tapaka ny 21 desambra 2017 teo ny Sendikan’ny mpampianatra mpikaroka sy ny mpikaroka mpampianatra na ny SECES, Sampana Antananarivo, izay nanao fivoriambe tao amin’ny Amphi 10,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 11 Novambra 2017
Fampianarana.Paul Rabary “Tsy maintsy averina ny fifampatokisana”

Taorian’ilay tsaho niely momba ny fisiana andian’olona manao vaksinina pesta ny mpianatra mandeha mitety sekoly teto an-drenivohitra ny alakamisy lasa teo dia namory avy hatrany ireo ray aman-drenin’ny mpianatra isan-tsekoly ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena, omaly maraina.

Hamaky ny tohiny
FTT