• Sabotsy 24 Martsa 2018
Fampianarana.ECCOVA Niatrika fiofanana ireo mpampianatra manerana ny Nosy

Nifarana tamim-pomba ofisialy omaly zoma 23 martsa tetsy amin’ny ECCOVA Analakely ny fiofanana natrehin’ireo mpampianatra manerana ny Nosy ho fanatevenana ny faripahaizan’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Martsa 2018
Fampianarana.Gidragidran’ny oniversiten’i Toamasina Mpianatra 5 indray voaroaka

Niakatra filankevi-pifehezana na CODIS teo anivon’ny oniversiten’i Toamasina ny mpianatra 5 lahy omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Martsa 2018
Fampianarana.SECES Sampana Antananarivo “Hampisy krizy ny firosoana amin’ny fifidianana”

Raha izao no mitohy dia manahy mafy ny SECES (Sendikan’ny Mpampianatra-Mpikaroka sy Mpikaroka-Mpampianatra) Sampana Antananarivo fa tsy hitondra filaminana ho an’i Madagasikara velively sady vao mainka hampihitsoka tanteraka ny lafiny ara-toekarena sy ara-tsosialy eto ny firosoana amin’ny fifidianana fehezin’ny Lalàna fehizoro mikasika ny fifidianana tsy nifaneken’ny rehetra, araka ny fanambarana navoakan’izy ireo omaly taorian’ny fivoriambe notanterahana teny Ankatso.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Martsa 2018
Fampianarana.Mpianatra afaka bakalorea 3% ihany no tafiditra amin’ny oniversite

Ambany dia ambany ny taham-pahafaham-pidiran’ny mpianatra malagasy afaka bakalorea eto amintsika ho amina rafitry ny oniversite eto Madagasikara raha ny fanazavan’ny tompon’andraikitra amina oniversite tsy miankina iray etsy Ambodifilao nandritry ny fampahafantarana tamin’ny fomba ofisialy ny fisokafan’izy ireo omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Martsa 2018
Fampianarana.Seces Antananarivo Hanamafy fitakiana raha tsy afa-po

Nanao fivoriambe teny amin’ny oniversiten’Antananarivo eny Ankatso omaly ny avy eo anivon’ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka (Seces), sampana Antananarivo, nanapahan’izy ireo hevitra mikasika ny olana mianjady amin’ny fampianarana ambony ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Martsa 2018
Fampianarana.Salon des Etudes Internationales Lalam-piofanana 1000 no azo isafidianana

Tena nahavory tanora marobe tokoa hatramin’ny omaly andro voalohany ilay “Salon des études Internationales” karakarain’ny Madajeune etsy amin’ny hotel Cartlon Anosy. Sekoly avy amina firenena maro toa an’i Alemana,

Hamaky ny tohiny
FTT