• Talata 17 Aprily 2018
Fampianarana.Mpanala fanadinana BEPC 45 taona no zokiny indrindra eto an-drenivohitra

Niakatra 12,21 % ny tahan’ireo mpiadina voasoratra anarana hiatrika ny fanadinam-panjakana BEPC amin’ity taona 2018 ity ho an’ny fari-piadidiam-pampianaran’Antananarivo renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Aprily 2018
Fampianarana.Mpitsabo mpanampy sy mpampivelona Lalam-piofanana tena mahaliana ny tanora

Anisan’ny lalam-piofanana tena mahaliana ireo tanora mpianatra vao afa-panadinana Bakalôrea ankehitriny ny fianarana ho mpitsabo mpanampy sy mpampivelona.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Aprily 2018
Fampianarana.Fampianarana ampitain-davitra-CNTEMAD Miezaka manampy ireo ankizy vao afa-panadinana bakalôrea

Sekoly ambony iray miezaka ny manampy sy manohana ireo tanora maniry ny hanovo fahalalana eny amin’ny anjerimanontolo ny CNTEMAD.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Aprily 2018
Fampianarana.Fahaizana azo eny amin’ny anjerimanontolo Tsy nihena fa nivelatra, hoy ny Soluma

Manoloana ny fahasahiranan’ireo tanora afaka bakalorea rehefa hitady izay hanohizany ny fianarany no anton’ny hetsika ataon’ny firaisankinan’ireo taizan’anjerimanontolo eto Madagasikara na ny Soluma,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Aprily 2018
Fampianarana.Fanabeazana Ilana fahaizana ny mitondra lasi-pibeazana

Fiofanana roa no notontosaina teny amin’ny Cemeam Ilafy ny 24 martsa ka hatramin’ny 31 martsa lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 31 Martsa 2018
Fampianarana.Prescolaire ao Andohatapenaka II Tsy manana trano hianarana fa nandray traboina ny biraom-pokontany

Miisa 110, ireo ankizy eo anelanelan’ny telo ka hatramin’ny dimy taona, manovo fahalalana eo anivon’ny “prescolaire” ao amin’ny fokontany Andohatapenaka II.

Hamaky ny tohiny
FTT