• Sabotsy 12 Mey 2018
Fampianarana.Sekoly ambony INSPNMAD Namoaka Paramed 321 mianadahy

Ho fanomezan-tanana ny fitondram-panjakana, indrindra ho fiarovana ny ain’ireo reny sy zaza Malagasy dia namoaka paramed miisa 321 ny sekoly ambony INSPNMAD ny alakamisy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Mey 2018
Fampianarana.Saram-pisoratana anarana ho an’ny mpianatra Niakatra 10 % ka hatramin’ny 50 %

Lanja miakatra tokoa ny fiainana. Nahitana fiakarany 10% ka hatramin’ny 50 % indray ny fanavaozana ny saram-pisoratana anarana ho an’ny mpianatra amin’ny taom-pianarana 2018-2019 ho avy io.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Aprily 2018
Fampianarana.Fahapotehan’ny sehatra fanabeazana Mila mandray andraikitra ny tsirairay

Nisy ny adihevitra an-databatra boribory omaly zoma 27 aprily tetsy amin’ny Hotely Colbert Antaninarenina noho ny hetsika herinandro maneran-tany ho an’ny fanabeazana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Aprily 2018
Fampianarana.Fidiran’ny mpianatra amin’ny novambra Tsy misy atahorana na dia propagandy aza, hoy ny ministera

Niteraka fanehoan-kevitra maro tao anatin’ny tambajozatram-pifandraisana facebook ny faran’ny herinandro teo ny fivoahan’ilay tetiandrom-pampianarana amin’ny taom-pianarana vaovao 2018-2019 ho avy io.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 21 Aprily 2018
Fampianarana.Taom-pianarana 2018-2019 Amin’ny 19 novambra no hiditra ny mpianatra

Nivoaka sahady ny tetiandrom-pampianarana vaovao amin’ny taom-pianarana 2018-2019 ho avy io. Ny 19 novambra 2018 no hiditra ny mpianatra rehetra manerana ny Nosy ary any amin’ny 30 aogositra 2019 vao hifarana ny taom-pianarana 2018-2019. Hizara dimy mazava tsara ny fotoam-pianarana mandritra izany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Aprily 2018
Fampianarana.CEG Amboatavo Itaosy Nahazo solosaina hampianarana informatika ny mpianatra

Nahazo solosaina feno miisa dimy avy amin’ny Consulat de Monaco omaly ny CEG eny Amboatavo, kaominina Ambavahaditokana distrikan’Antananarivo Atsimondrano. Tonga nanolotra izany teny an-toerana Rtoa Niry Rabemananolontsoa,

Hamaky ny tohiny
FTT