• Zoma 01 Jona 2018
Fampianarana.Mpampianatra mpanabe Nitondra valin-kafatra an`i Paul Rabary

Vory lanona ireo mpampianatra mpanabe nitondra sorabaventy nitokona teo anoloan’ny minisiteran`ny fanabeazam-pirenena indray omaly maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Mey 2018
Fampianarana.Mpianatra tsy nianatra noho ny grevy Tsy maintsy hampanaovina “rattrapage”, hoy ny minisitra

Tsy maintsy hampanaovina “rattrapage” ireo mpianatra tsy afa-nianatra nandritra ny grevy, hoy ny minisitra Paul Rabary, omaly. Tsy hitovy mihitsy mantsy ny fari-pahaizan’ireo mpianatra 1 % tapaka foana sy ireo 99 % izay nanohy hatrany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Mey 2018
Fampianarana.Sekoly ambony UPRIM Havadika ho oniversite nomerika

Havadika ho oniversite nomerika ny sekoly ambony UPRIM. Efa an-dalam-pametrahana izany ireo tompon’andraikitra rehetra ao aminy ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Mey 2018
Fampianarana.Lisea Saint Michel Itaosy Mankalaza ny faha-20 taona nijoroany

Anisan’ny sekolim-pinoana iray manabe ankizy eny Itaosy Atsimondrano eny ny Lisea Katolika Saint Michel Itaosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Mey 2018
Fampianarana.SEMPAMA – NOSY Toamasina Mitokona nanomboka omaly

Nifampitaona teo an-tokotany malalaky ny CEG Ratsimilaho ny talata maraina teo ireo mpampianatra sy mpanabe rehetra ao Toamasina, ao anatin’ny fanohanan’izy ireo ny fiantsoana fitokonana faobe nataon’ny Sempama – Nosy azy ireo amin’ny fanaovan’ny fanjakana tsinontsonina azy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 12 Mey 2018
Fampianarana.EPP Vohibola Nasiam-panavaozana tanteraka, nahazo “kits scolaire” ny mpianatra

Nasiam-panavaozana tanteraka ny sekoly ambaratonga fototra ao Vohibola, manamorona ny lakandranon’i Pangalana any amin’iny faritra Atsinanan’ny Nosy iny.

Hamaky ny tohiny
FTT