- Sabotsy 16 Jona 2018
Fampianarana.Lisea Rabemananjara Toamasina Nitokona sy nidina an-dalambe ireo mpianatra
“Lycée en Grève”, no sorabaventy netin’ireo mpianatra nitety tanàna omaly maraina, nilazan’izy ireo ny heviny sy ny fitakiany ny mba hiverenan’ny fampianarana azy ireo amin’izay,
Hamaky ny tohiny