- Sabotsy 30 Jona 2018
Fampianarana.Minisitry ny fanabeazam-pirenena Nivoaka sempotra tanteraka
Rehefa tsy mety ny atao, na ny ranon’ampango sotroina aza misy voay. Izay no azo amehezana ny zavatra nanjo an’Ingahy minisitry ny fanabeazam-pirenena Horace Gatien tetsy Anosy omaly. Raha tsiahivina ny zava-nitranga dia nisy ny fanolorana mari-boninahitra ireo mpiasa nolazaina ho nahavita be sy mendrika miisa 281.
Hamaky ny tohiny