• Talata 18 Septambra 2018
Fampianarana.Bakalorea 2018 any Antsirabe Misedra olana ireo mpianatra jamba

Misedra olana ankehitriny ireo mpianatra jamba 9 mianadahy ao Vakinankaratra anio,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 15 Septambra 2018
Fampianarana.Fanadinana BEPC tany Ambatondrazaka Tafakatra 90 % ny taham-pahafahana

Nivaly ny fanadinana BEPC tany amin’ny Cisco Ambatondrazaka ary nahatratra 90% ny taham-pahafahana. Somary nahavelom-panontaniana ny rehetra ny vokatra.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 15 Septambra 2018
Fampianarana.Fanomanana ny bakalorea –Boriboritany faha 4 Hanomboka amin’ny alatsinainy ny « Cours » maimaimpoana

Araka ny toromarika azo avy tamin’ny ben’ny tanànan’Antananarivo renivohitra, Ramatoa Lalao Ravalomanana,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 15 Septambra 2018
Fampianarana.BEPC 2018 Cisco Toamasina I Niakatra ho 40,46% ny taham-pahafahana

Nivoaka ny alakamisy teo ny valin’ny fanadinana BEPC ho an’ny Cisco Toamasina I, ka niakatra ho 40,46% ny taham-pahafahana tamin’ity taona ity, raha toa ka 38,77% izany ny taona 2017.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Septambra 2018
Fampianarana.Fanadinana bakalorea Ho hentitra ny fanaraha-maso

Hotanterahina manomboka ny alatsinainy 17 hatramin’ny alakamisy 20 septambra ho avy izao ny fanadinam-panjakana an-tsoratra Bakalorea eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Septambra 2018
Fampianarana.Bakalôrea 2018 Manome “cours” maimaimpoana ny TIM

Manome “cours” maimaimpoana ho an’ireo mpanala fanadinana bakalôrea ny antoko Tiako i Madagasikara na TIM ao amin’ny Boriborintany faha-6 eto Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
FTT