• Talata 28 Aogositra 2018
Fampianarana.Mitohy ny tolon’ny SYFEMA Tsy handray anjara amin’ny BEPC

Nanao fanambarana ny SEMPAMA Nosy ny faran’ny herinandro teo fa hampiato ny tolona ho fitsinjovana ny zaza Malagasy ary hampianatra maimaimpoana ireo mpiadina hiatrika ny fanadinana BEPC amin’io herinandro ho avy io.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Aogositra 2018
Fampianarana.Adina ara-panatanjahantena bakalorea Tsy nomena “convocation” ireo tsy nahaloa ekôlazy

Notanterahina nanomboka omaly alatsinainy 27 aogositra ny adina ara-panatanjahantena Bakalôrea ho an’ny sokajy rehetra. Hifarana ny 7 septambra ho avy izao ny eto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Aogositra 2018
Fampianarana.Fanadinana CEPE teny Atsimondrano Tafakatra 80,23 % ny salam-pahafahana

Tsy niandry ela fa nivoaka ny sabotsy teo ihany koa ny voka-panadinana CEPE ho an’ny fari-piadidiam-pampianarana Atsimondrano. Tafakatra 80,23 % ny vokatra raha araka ny fanadihadiana natao raha 56,68 % tamin’ny taon-dasa.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 18 Aogositra 2018
Fampianarana.Session speciale CEPE 2018 Hotanterahina amin’ny 28 aogositra ho avy izao

Ankizy an’aliny no tsy afaka niatrika ny fanadinana CEPE taom-pianarana 2017-2018 ny talata 14 aogositra lasa teo manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Aogositra 2018
Fampianarana.Fanadinana CEPE Ho hentitra ny fitandroana ny filaminana

Ho hentitra ny fitandroana ny fandriampahalemana amin’ny fiatrehana ny fanadinana CEPE anio talata 14 aogositra manerana ny Nosy. Raha

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 11 Aogositra 2018
Fampianarana.Fanabeazana eto Madagasikara Tena tandindomin-doza

Nihaona omaly zoma 10 aogositra tetsy amin’ny biraon’ny CONAMEPT (Coalition Nationale Malagasy pour l’Education Pour Tous) Ankorahotra ny fiarahamonim-pirenena sy ny avy ao amin’ny sehatry ny fanabeazana ao amin’ny minisitera niady hevitra momba ny drafi-panarenana ny fampianarana (PSE).

Hamaky ny tohiny
FTT