• Talata 09 Oktobra 2018
Fampianarana.Fampianarana eto Madagasikara Tsy mifanaraka amin’ny tena zava-misy marina

Natolotra teny amin’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena tamin’ny zoma 5 oktobra lasa teo ny fehin-kevitra nivoaka nandritra ny fikaonan-doha 3 andro nataon’ny mpampianatra mivondrona ao amin’ny SEMPAMA Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Oktobra 2018
Fampianarana.Sendikan’ny Mpampianatra Malagasy Fomba fiadin’ny tompon’andraikitra ny fampisarahana

Hifarana anio etsy amin’ny INFP (Institut national De Formation Pédagogique) Mahamasina ny fikaonan-doha nasionalin’ny mpampianatra mivodrona ao amin’ny SEMPAMA Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Septambra 2018
Fampianarana.Sekoly ambony ISFPS Leader Hanampy ireo mpianatra vao afa-panadinana Bakalôrea

Hanampy ireo mpianatra vao afa-panadinana bakalôrea ny sekoly ambony ISFPS Leader manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Septambra 2018
Fampianarana.ISFPS Leader Handefa Paramed any Angletera

Ho afaka hiasa any Angletera sy ny manodidina avokoa atsy ho atsy ireo mpampivelona sy mpitsabo mpanampy vita fianarana eto amintsika havoakan’ny sekoly ambony ISFPS Leader.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Septambra 2018
Fampianarana.LTP Dzamandzar Nahazo ‘cyber-ecole”

Nisitraka sekoly vaovao miompana amin`ny teknolojia ny LTP Dzamandzar ao Nosy-Be Hell Ville. Sekoly hafakely tokoa no azon`ny mpianatra satria sekoly-cyber na « Cyber-Ecole » no natsangana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Septambra 2018
Fampianarana.Fanadinana bakalorea 131 ireo mpiadina tsy tonga tetsy amin’ny LMA

Tafakatra 131 ny isan’ireo mpiadina tsy tonga nanatrika ny fanadinana Bakalôrea omaly alatsinainy 17 septambra tetsy amin’ny foibem-panadinana Lisea Moderna Ampefiloha, mitotaly 2.805 ireo voasoratra anarana.

Hamaky ny tohiny
FTT