- Alatsinainy 03 Septambra 2018
Fampianarana.Kandida BEPC 2018 Teratany vahiny ny 8, manan-kilema ny 29
Hanomboka anio alatsinainy 3 septambra ary haharitra hefarana ny fanadinam-panjakana faharoa, BEPC (Brevet d’Etude du premier cycle) eto amin’ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara.
Hamaky ny tohiny