• Talata 23 Oktobra 2018
Fampianarana.Fianarana aorian’ny bakalorea Sahirana misafidy ireo mpianatra

Nampahafantarina omaly Alatsinainy 22 Oktobra teny amin’ny efitranon’ny filohan’ny Anjerimanontolo ny fisian’ny hetsika fampiratiana natokana ho an’ny mpianatra “Salon de l’étudiant Edition 2018”

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Oktobra 2018
Fampianarana.Taham-pahafahana bakalorea Niakatra 3% ny teto Antananarivo

47,47% no taham-pahafahana bakalorea ho an’Antananarivo manokana, raha ny nambaran’ny avy eo anivon’ny ofisim-pirenena misahana ity fanadinam-panjakana ity omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Oktobra 2018
Fampianarana.Salon de l’étudiant an’ny Madajeune Toamasina no hisantarany ny fitetezam-paritra

Sambany no handeha hitety faritra ny Salon de l’étudiant karakarain’ny Madajeune.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Oktobra 2018
Fampianarana.Fanadinana enim-bolana faharoa CNTEMAD Mpianatra 18.000 no hiatrika izany

Mpianatry ny sekolim-panjakana Cntemad miisa 18.000 no hiatrika ny fanadinana enim-bolana faharoa ny 22 ka hatramin’ny 26 oktobra ho avy izao manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Oktobra 2018
Fampianarana.Fanadinana enim-bolana faharoa CNTEMAD Mpianatra 18.000 no hiatrika izany

Mpianatry ny sekolim-panjakana Cntemad miisa 18.000 no hiatrika ny fanadinana enim-bolana faharoa ny 22 ka hatramin’ny 26 oktobra ho avy izao manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Oktobra 2018
Fampianarana.Mpampianatra mpanabe eto Madagasikara Miaina anaty fahasahiranana tanteraka

Efa am-polony taona maro no namoronan’ny fikambanana iraisam-pirenena momba ny fanabeazana sy ny siansa ary ny kolontsaina (UNESCO) ny andro maneran-tany ho an’ny mpampianatra mpanabe.

Hamaky ny tohiny
FTT