• Sabotsy 03 Novambra 2018
Fampianarana.Ankizy sahirana eto an-drenivohitra Ny 27 % ihany no afaka mianatra eny amin’ny EPP

Betsaka ireo ankizy sahirana eto an-drenivohitra sy ny manodidina no tsy afaka manovo fahalalana eny amin’ny sekoly ambaratonga fototra akory noho ny fahasahiranana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 03 Novambra 2018
Fampianarana.Rafi-pampianarana eto Madagasikara Tokony hovana hifanaraka amin’ny fivoarana, hoy Ratrema William

Mitombo isa hatrany ireo tanora nahavita fianarana eto amintsika saingy tsy mahita asa. Ilana fampiharana paikady hafa mihitsy ny fijerena manokana ireny tanorantsika ireny, hoy Ratrema Willliam, lehiben’ny vondrom-panabeazana Aceem omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Oktobra 2018
Fampianarana.Zon’ny mpanabe Harafitra ho lalàna

Tsy hanaiky fotsiny amin’izao fa handrafitra ho lalàna ireo zo tokony homen’ny fanjakana azy ireo mpampianatra mivondrona ao anatin’ny fikambanamben’ny mpanabe manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Oktobra 2018
Fampianarana.Sekoly ambony UPRIM Hanampy ireo mpianatra vao afaka baka

Vonona ny hanampy ireo mpianatra vao afa-panadinana Bakalôrea eto amintsika ny sekoly ambony UPRIM. Lalam-piofanana miisa dimy raha araka ny nambaran’ny filoha tale jeneraliny Ramatoa Nadia Rakotovaoarison no hatolony dia ny “gestion et management”,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Oktobra 2018
Fampianarana.Mpianatra mitokona ao Barikadimy Mitaky ny fialan’ny filohan’ny oniversiten’i Toamasina

Efa ho roa herinandro izao no nitokona ireo mpianatra ao amin’ny oniversiten’i Toamasina. Mpianatra ao amin’ny taona fahatelo sy fahefatra manaraka ny lalam-piofanana toekarena no nanomboka ny hetsika raha tsiahivina izay nampian’ireo departemanta hafa tosika taty aoriana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Oktobra 2018
Fampianarana.Salon de la rentrée universitaire Hanampy ny mpianatra amin’ny fiatrehany ny hoaviny

Hotanterahina manomboka rahampitso alakamisy eny amin’ny Village Voara Andohatapenaka, haharitra roa andro, ilay hetsika « Salon de la rentrée universitaire » amin’ity taona 2018 ity.

Hamaky ny tohiny
FTT