• Alarobia 28 Novambra 2018
Fampianarana.EPP Mahavelona Notoloran’ny Airtel kits scolaire ireo ankizy mpianatra

Ankizy kamboty sy tsy manam-piahy ny ankamaroan’ireo mpianatry ny EPP Mahavelona.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Novambra 2018
Fampianarana.Colletif des normaliens de Madagascar Hiady ho an’ny tombontsoan’ny mpampianatra

Hiady ho an’ny tombontsoan’ireo mpampianatra namany ny “Collectif des normaliens de Madagascar”na ny fikambanan’ireo mpampianatra nahavita fiofanana izay nanatanteraka kongresy tetsy Ampefiloha ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Novambra 2018
Fampianarana.CLAC miisa 27 manerana ny nosy Novatsian’ny OIF “tablette” hanamorana ny fanabeazana ny ankizy

Nahazo tablette miisa 140 ireo CLAC na « Centre de lecture et d’animation culturelle » miisa 27 manerana ny Nosy, omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Novambra 2018
Fampianarana.EPP Antanimbarinandriana Ny 75 %-n’ny mpianatra no efa nisoratra anarana

Anio alatsinainy 19 novambra no hiditra amim-pomba ofisialy avokoa ireo sekolim-panjakana manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Novambra 2018
Fampianarana.Salon des Etudes Supérieures -Madajeune Hifarana anio etsy Mahamasina

Hifarana anio zoma etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena etsy Mahamasina rehefa naharitra roa andro ilay “Salon des études supérieures” andiany faha-15, karakarain’ny Madajeune.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Novambra 2018
Fampianarana.Fanohizana fianarana any Inde Hampahafantarina etsy amin’ny CNeLA Antsahabe

Anisan’ny firenena iray manana oniversite betsaka sy matanjaka indrindra Inde maneran-tany. Raha araka ny fantatra mantsy dia mahatratra 6.000 isa izy ireo, antony hahafahany mandray mpianatra 50.000 isan-taona avy amin’ny firenen-kafa toa an’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT