• Alarobia 06 Martsa 2019
Fampianarana.Fampianarana ambony eto Madagasikara Politikam-pikarohana no tokony hapetraka

Ny mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra dia voasokajy ho mpiasam-panjakana ambony, hoy ny filohan’ny Seces Tana, ny Profesora Sammy Gregoire Ravelonirina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Martsa 2019
Fampianarana.Mpilatro sy mpanjaitra lamaody mendrika Hikarakara fifaninana ny ECCOVA

Mba ho fampiroboroboana ny vita Malagasy sy hanomezan-danja ny sehatry ny lamaody dia hikarakara fifaninana ho an’ireo mpampilatro sy mpanjaitra lamaody manerana ny nosy ny « Ecole de Coupe et Couture Volana ».

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Martsa 2019
Fampianarana.PoliteknikaVontovorona MD ny filohan’ny mpianatra, anio ny fitsarana

Naiditra am-ponja vonjimaika eny Antanimora nanomboka ny sabotsy lasa teo Randriamampiavana Donald filohan’ny Fikambanan’ny Mpianatra Politeknika Antananarivo (FMPA).

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Martsa 2019
Fampianarana.Seces sampana Antananarivo “Tsy ekena ny mpitondra tsy mandray andraikitra !”

Hentitra ny fanambaran’ny avy eo anivon’ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka eto Antananarivo na Seces

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Martsa 2019
Fampianarana.Fanohizana fianarana any ivelany Mila fiomanana tsara

Nanomboka omaly zoma 1 martsa etsy amin’ny hotel Carlton Anosy ary hifarana anio sabotsy 2 martsa ilay “Salon des études Internationales” andiany fahafolo karakarain’ny Madajeune.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Febroary 2019
Fampianarana.Polytech Vontovorona Ady saritaka tanteraka

Tao anatin’ny 3 andro nisesy nanomboka ny alatsinainy lasa teo no nisian’ny fitokonana teny amin’ny sekoly ambony Politeknika eny Votovorona. Antony ny faharatsian’ny trano fonenan’izy ireo tsy misy fanamboarana sy fanavaozana kanefa nakarina ho 18.000Ar raha toa ka 7.000Ar.

Hamaky ny tohiny
FTT