• Alarobia 27 Febroary 2019
Fampianarana.ECCOVA Nanofana mpianatra 18.000 tao anatin’ny 25 taona

Ivontoerana mampianatra zaitra miezaka miady amin’ny fitobahan’ny friperie sy manome vahana ny vita Malagasy eto amintsika ny Eccova.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Febroary 2019
Fampianarana.Fanadinana bakalorea Tsy ekena intsony ny fahataran’ny fisoratana anarana

Nampatsiahy ny rehetra ny minisiteran`ny fampianarana ambaratonga ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa fa amin`ny alatsinainy 25 febroary ho avy izao no hanomboka ny fisoratana anarana ho an`ireo hiatrika ny fanadinana ara-panjakana bakalorea ka tsy hifarana raha tsy ny talata 30 aprily 2019.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Febroary 2019
Fampianarana.Oniversiten’Antananarivo Kandida 3 hifaninana ho filoha

Kandida miisa 3 no hifaninana amin’ny fifidianana izay ho filohan’ny oniversiten’Antananarivo hisolo ny Profesora Ramanoelina Panja, izay efa nahavita taom-piasana miisa roa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Febroary 2019
Fampianarana.Sekoly ambony INSPNMAD Namoaka mpampivelona sy mpitsabo mpanampy 333 isa

Ny hampitomboana ny isan’ireo mpampivelona sy mpitsabo mpanampy manerana ny Nosy no tena tanjon’ny sekoly ambony Inspnmad hahafahana mampihena ny taham-pahafatesan’ny reny sy ny zaza eo am-piterahana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Febroary 2019
Fampianarana.Serasera, informatika Anisan’ny lalam-piofanana mbola tena mahaliana ny mpianatra

Anisan’ny lalam-piofanana mbola tena mahaliana ny tanora Malagasy eto amintsika amin’izao ny serasera sy ny informatika.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Febroary 2019
Fampianarana.Vatsim-pianarana mankany ivelany Oniversite vahiny 24 no tonga etsy amin’ny Carlton

Notanterahina omaly zoma 1febroary tetsy amin’ny hotel Carlton Anosy ilay “salon” karakarain’ny Fanéducation agency entina hampahafantarana ny mpianatra Malagasy ireo karazana oniveriste azo hianarana any ivelany.

Hamaky ny tohiny
FTT