• Talata 26 Martsa 2019
Fampianarana.Fampiroboroboana ny asa fitsaboana sy ny fampianarana Nanome 793 tapitrisa Ariary i Japon

Fifanaraham-piraha-miasa mahakasika ny sehatra fampianarana sy fahasalamana miisa 3 no nosoniavina tetsy amin’ny Masoivohon’i Japon Ivandry omaly alatsinainy 25 martsa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Martsa 2019
Fampianarana.Sekoly ambony UPRIM Namoaka teknisiana 165 mianadahy

Mitombo isa hatrany ireo teknisiana manam-pahaizana eto amintsika. Tanora lahy sy vavy 165 mianadahy indray no navoakan’ny sekoly ambony UPRIM ny faran’ny herinandro teo, tao amin’ny sampana tertiaire.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Martsa 2019
Fampianarana.Oniversiten’ Antananarivo Lany filoha ny Profesora Mamy Ravelomanana

Nahazo filoha vaovao sady tanora ny Oniversiten’Antananarivo. Voafidy hitantana izany ny Profesora Mamy Ravelomanana, mpahay toekarena sady anisan’ny mpikambana namorona ny faribolan’ny mpandalina ny hary eto Madagasikara (CREM).

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Martsa 2019
Fampianarana.Olana eny amin’ny oniversite Kianin’ny mpianatra tranainy ny fametrahana ny LMD

Ny fitakian’ny mpianatry ny oniversite amin’izao dia vary mangatsiaka tohin’ny fametrahana ny rafitra LMD nanomboka ny taona 2012, hoy ny mpitarika ny tolon’ny mpianatra tamin’izany, Berija Ravelomanantsoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Martsa 2019
Fampianarana.Mpampianatra mpikaroka eny Ankatso Nampitandrina ny fanjakana

Nanatanteraka fivoriana teny Ankatso indray ny Sendikan’ny mpampianatra mpikaroka (SECES) omaly alarobia 06 martsa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Martsa 2019
Fampianarana.INFP Mahamasina Nizarana sakafo maimaimpoana ireo traboina

Nizarana sakafo maimaimpoana ireo olona traboina voatery nalana tamin’ny tranony teny Ampamarinana, vokatry ny fianjeran’ny vatobe. Miisa 81 izy ireo ka 24 amin'ireo dia ankizy avokoa.

Hamaky ny tohiny
FTT