• Alakamisy 31 Janoary 2019
Fampianarana.Tanora mpianatra Malagasy Maro no tafaroboka amin’ny fifohana sigara

Ny 100%-n’ireo sekoly nanaovan’ny fikambanana NY SAHY fanadihadiana dia ahitana mpivarotra daholo ny 100 metatra manodidina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Janoary 2019
Fampianarana.Tanora Malagasy Vitsy no liana amin`ny taranja siantifika sy teknika

Miha latsa-danja ny fironan`ny mpianatra amin`ny taranja siantifika sy teknika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Janoary 2019
Fampianarana.Sekoly ambony UPRIM Amin’ny volana martsa ny fidirana manaraka vaovao

Mba ho fitsinjovana ireo mpianatra mbola naka aina kely taorian’ny fiatrehana ny fanadinana bakalôrea taona 2018 dia hanatanteraka fidirana andiany faharoa indray ny sekoly ambony UPRIM amin’ny volana martsa ho avy izao. Ny L1, L2, L3 ary ny M1 sy ny M2 no

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Janoary 2019
Fampianarana.Mpianatra sy mpampianatry ny Lisea Nanisana Tsy manaiky ny fametrahana ilay « proviseur » vaovao

Vaky ihany koa ny ady ao amin’ny lisea Nanisana. Tsy manaiky ny hametrahana ilay proviseur vaovao izay mpampianatra tao amin’ity lisea ity teo aloha ihany ireo mpampianatra sy mpianatra ao an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Janoary 2019
Fampianarana.Mpampianatra sy mpanabe Miandry minisitra tena mahavita azy

Niray feo teto Antananarivo omaly ireo solontenan’ny mpampianatra sy mpanabe manerana ny nosy mivondrona ao anatin’ilay antsoina hoe “Collectif des DREN et Chef Cisco”.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Janoary 2019
Fampianarana.Bakalorea 2019 Haroso ny 30 septambra hatramin’ny 4 oktobra

Haroso ny 30 septambra ka hatramin’ny 4 oktobra ho avy izao ny fanadinam-panjakana bakalôrea amin’ity taona 2019 ity saingy mbola hiandrasana fankatoavana ny didim-pitondrana izany.

Hamaky ny tohiny
FTT