• Alarobia 17 Jolay 2019
Fampianarana.Taranja matematika Hampidirina kokoa amin’ny nomerika

Ny 16 ka hatramin’ny 25 jolay izao no hotanterahana eny amin’ny oniversiten’Antananarivo,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Jolay 2019
Fampianarana.Anjerimanontolo « Miroso mankany amin`ny avo lenta”

Tontosa ny faran`ny herinandro lasa teo ny fametrahana amin`ny toerany ny filohan`ny oniversiten`i Fianarantsoa amin`ny alalan`ny Dr Rafamantanantsoa Andrainjato.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Jona 2019
Fampianarana.Gédéon Rajaonson “Mila harenina haingana ny lesoky ny fampianarana”

Tsy mahatratra 3% akory ny Malagasy mianatra eny amin’ny ambaratonga ambony raha toa ka mihoatra ny 70%-n’ny japoney no mandranto fianarana eny amin’ny Anjerimanontolo, araka ny tatitry ny Banky Iraisam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Mey 2019
Fampianarana.Ambaratonga ambony Mila vola sy fitaovana ny fampiharana ny rafitra LMD

Raha ny ofisialy avy amin’ny minisiteran’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana siantifika dia mitotaly 280 ireo oniversite ara-dalàna eto Madagasikara ary miisa 1065 ireo fampianarana azo atao eny amin’ny anjerimanontolo eny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Mey 2019
Fampianarana.Sekoly ambaratonga ambony tsy manara-dalàna Hiha-mafy ny fanara-maso sy ny fitsirihana…

Mitombo isan-taona ireo ankizy afa-panadinana bakalorea kanefa tsy ho tafiditra ao amin`ny oniveristem-panjakana avokoa izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Mey 2019
Fampianarana.Sekoly advantista Soamanandrariny Tetikasa lehibe no mariky ny faha-80 taona

Hankalazaina ny alahady 5 mey izao ny faha-80 taonan’ny sekoly advantista Soamananandrariny. Hisy, araka izany, ny fampahafantarana ireo tetikasa fanamarihana ny fankalazana toy ny fanorenan-trano, fanatsarana sehatra samihafa, ary ny laboratoira ao amin’ny sekoly.

Hamaky ny tohiny
FTT