• Talata 10 Septambra 2019
Fampianarana.CEG ANTANIMBARINANDRIANA Nahatratra 20 ireo mpiadina BEPC tsy tonga

Miisa 20 ireo mpiadina tokony hiatrika ny fanadinam-panjakana BEPC no tsy tonga namonjy izany omaly, andro voalohany tetsy amin’ny CEG Antanimbarinandriana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Aogositra 2019
Fampianarana.Laza adina CEPE 2019 Mpampianatra nitana T5 ve no nanome ny laza adina sa… ?

Anisan’ny fanontaniana napetraky ny mpitsara CEPE marobe io ny amin`ny laza adina CEPE farany teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Aogositra 2019
Fampianarana.Minisitry ny fanabeazam-pirenena “Tsy foanana izany ny PSE …”

Tsy foanana izany ny PSE na ilay rafi-pampianarana vaovao raha araka ny fanazavan-dRtoa Volahaingo Marie Thèrese, minisitry ny fanabeazam-pirenena sy ny fampianarana teknika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Aogositra 2019
Fampianarana.Rafi-pampianarana eto Madagasikara Rahoviana ilay « tena izy » ?

Mitana ny sain’ny maro ilay fanatsarana ny fampianarana. Ny tetipivoaran’ny fanabeazana (PSE) norafetina sy efa nankatoavin’ny mpamatsy vola ny hanatanterahana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Aogositra 2019
Fampianarana.Adina fanatanjahantena BEPC tetsy Mahamasina Saika tsy nanomboka, nitaky ny tambin-karamany ny mpanadina

Raikitra ny savorovoro tetsy amin’ny kianjaben’i Mahamasina omaly tokony ho tamin’ny 10 ora maraina teo satria dia saika hikomy tsy hanomboka ny fanadinana ireo mpitsara ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jolay 2019
Fampianarana.Minisiteran’ny fanabeazana Hahita loza ireo mpanodinkodim-bola

Hapetraka ny fomba fiasa vaovao sy fandrindrana asa ary ny fampitoviana fomba fijery amin’ny fanatanterahana ireo andraikitra sahanin’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena sy ny fampianarana ara-teknika sy arak’asa araka ny toromarika tamin’ny fivoriana arak’asa notarihin’ny praiminisitra lehiben’ny governemanta,

Hamaky ny tohiny
FTT