- Talata 05 Novambra 2019
Fampianarana.Mpampianatra FRAM 70.000 ireo mbola karamain’ny ray aman-drenin’ny mpianatra
Misedra olana tanteraka ireo ray aman-drenin’ny mpianatra eny anivon’ny sekolim-panjakana ankehitriny.
Hamaky ny tohinyMisedra olana tanteraka ireo ray aman-drenin’ny mpianatra eny anivon’ny sekolim-panjakana ankehitriny.
Hamaky ny tohinyTapaka omaly taorian’ny fivoriamben’ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra, sampana Antananarivo, fa raikitra ny fitokonana izay tsy hitsahatra raha tsy misy vahaolana.
Hamaky ny tohinyHotanterahina ao Toamasina anio zoma sy rahampitso sabotsy ny andiany faharoa amin’ny “Salon de l’Etudiant-Spécial Tamatave”, karakarain’ny Madajeune.
Hamaky ny tohinyNanao fanambarana indray ny SECES Sampana Antananarivo ivondronan’ireo mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra omaly tetsy Ankatso.
Hamaky ny tohinyNiteraka resabe teto amintsika andro maromaro lasa izay ny amin’ny tokony handraisan’ny fitondram-panjakana fanapahan-kevitra ny amin’ny hanaovana « 2 eme séssion » ihany koa ho an’ireo nanala ny baka teknika farany teo.
Hamaky ny tohinyTafiakatra 59 ny olona nosamborina tamin’ny raharaha bakalorea. 19 notanana vonjimaika any am-ponja, ary 7 no arahin’ny fitsarana maso akaiky na “sous contrôle judiciaire”,
Hamaky ny tohiny