• Alakamisy 20 Aogositra 2020
Fampianarana.Jerry Rakotoarijaona “Atao fitaovana politika foana ny fanabeazana eto”

Isan’ny raharaha mitana ny sain’ny mpanara-baovao ankehitriny ny resaka “écran plat” tao amin’ny CCO sy ny resaka fanabeazam-pirenena, hoy ny filohan’ny fikambanana Vahaolana anio sy rahampitso,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Aogositra 2020
Fampianarana.Fiatrehana ny fidiran’ny mpianatra Ho mafimafy ny miandry ireo ray aman-dreny

Mahereza daholo ny Ray aman-dreny rehetra fa hiatrika sahady ny fidiran'ny mpianatra, hoy ny mpandraharaha sady raim-pianakaviana iray. Vola be no ilaina amin'io.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Aogositra 2020
Fampianarana.Fanohizana fianarana any ivelany Ilaharana ny fakana fahazoan-dalana ao amin’ny tribonaly

Efa manomboka misokatra tsikelikely ireo sampandraharaha isan-tsokajiny eo anivon’ny Fitsarana ambaratonga voalohany etsy Anosy amin’izao taorian’ny fihibohana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Aogositra 2020
Fampianarana.Fitakian’ny mpiasan’ny CNAPMAD Ahiana hiantraika amin’ny laza adina CEPE…

“Andriamatoa Filoha hajaina, vonjeo fa mijaly izahay: karama, OSTIE, CNaPS ! Misaotra Tompoko”, hoy ny antso avo nataon’ireo mpiasan’ny CNAPMAD (Centre National de Production de Matériel Didactique) manana foibeny eny Ankorondrano.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Jolay 2020
Fampianarana.Eliana Bezaza « Foano ny fanadinana amin'ity taona ity »

Hisy ny fanadinam-panjakana ary nampahafantatra ireo daty ofisialy hanatanterahana izany ny filoha Andry Rajoelina nandritra ny fandaharana manokana tamin’ny haino aman-jery ny alin’ny alahady 12 jolay 2020.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jona 2020
Fampianarana.Fampianarana Tokony ho vakansy anio ny mpianatra

Raha ny tetiandrom-pampianarana eo anivon` ny ministeran` ny fanabeazam-pirenena sy ny fampiofanana teknika, dia mifarana anio, 30 jona, ny taom-pianarana taona 2019-2020.

Hamaky ny tohiny
FTT