• Alatsinainy 29 Jona 2020
Fampianarana.Mampianatra mivondrona ao amin’ny UPCM « Avoahay haingana ny datim-panadinana »

Mangataka ny hamoahana haingana ny datin’ny fanadinam-panjakana CEPE sy BEPC ny Union des professeurs certifiés de Madagascar na ny UPCM.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Jona 2020
Fampianarana.Seces Antananarivo “Tsy azo ekena ny gaboraraka sy tsy marina”

Manoloana ny toe-draharaham-pirenena dia namoaka fanambarana omaly maraina ny eo anivon’ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra eto Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Jona 2020
Fampianarana.Fanadinam-panjakana CEPE sy BEPC Hanomboka tsy ho ela ny fanontana ny laza adina

Efa vita roa herinandro lasa izay ny laza adina ho an’ny fanadinana CEPE, raha afak’omaly kosa no vita ny an’ny fanadinam-panjakana BEPC, raha araka ny fanazavan’Atoa Andrianiriana Feno Soja,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Jona 2020
Fampianarana.Oniversite eto Madagasikara Hiroso amin` ny fanavaozana

Ho fanohizana ny fametrahana ny fenitry ny fanabeazana ho an’ny rehetra dia ezahina ny fanitarana ny fampianarana ambaratonga ambony mba hanantona hatrany ny vahoaka eny ifotony, hoy ny governemanta Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Jona 2020
Fampianarana.Oniversitem-panjakana Hampiditra mpampianatra 600 isa

Miisa 1 028 823 ny mpianatry ny oniversitem-panjakana eto Madagasikara, raha ny tatitry ny minisiteran’ny fampianarana ambony sy fikarohana ara-tsiansa. 17 66

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Jona 2020
Fampianarana.Sekoly tsy miankina Tsy voajery mihitsy…

Ireo mpianatra tsy manala fanadinam-panjakana (classes intermediaires) dia tsy mbola miverina an-tsekoly. Nanamafy moa ny minisitry ny atitany sy ny fitsinjaram-pahefana no sady filohan` ny CCO COVID-19, Tianarivelo Razafimahefa, fa “ny fiverenan` ireo mpianatra an-tsekoly dia natokana ho an` ireo mpianatra manala fanadinana.

Hamaky ny tohiny
FTT