Fampianarana

Fitsarana ny Bakalôrea Hovitaina ao anatin’ny 10 andro


  • Alarobia 28 Oktobra 2020

Am-periny amin’ny fitsarana taratasim-panadinana bakalôrea ny mpampianatra nantsoina hisahana izany.

 

 

 

 Ezahina hovitaina ato anatin’ny 10 andro ny fitsarana ny taratasim-panadinana ho an’ny bakalorea sokajy ankapobeny sy ny « 1ère série » bakalôrea teknika. Miankina amin’ny mpitsara ihany anefa no hahafaingana na hampaharitra io fotoana fitsarana taratasim-panadinana io. Tsy mbola voafaritra kosa ny fotoana hivoahan’ny voka-panadinana. Mbola anatin’ny « 2ème série » rahateo ireo mpiadina amin’ny sokajy teknika.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT