- Zoma 12 Jona 2020
Fampianarana.Datim-panadinana Miandry filankevitry ny ministra
Miandrandra paikady entina hanarenana ny kalitaom-pampianarana eto Madagasikara izay hita fa tena miharatsy tokoa ary ny vahaolana haroson’ny fanjakana amin’ireo mpampianatra tsy miankina izay tojo olana tanteraka amin’izao amehana ara-pahasalamana izao ny rehetra. Na ireo mpanabe ary indrindra ireo ray aman-dreny.
Hamaky ny tohiny