Fampianarana

Carrefour de la formation Hanampy ireo tanora mitady fiofanana sy fianarana


  • Alarobia 04 Novambra 2020

Hotanterahina etsy amin’ny Alliance Française Andavamamba ny 06 sy ny 07 Novambra ho avy izao ilay hetsika “Carrefour de la formation, des métiers, et de l’emploie”

 

 

 

 andiany fahaefatra karakarain’izy ireo amin’ity taona ity. Hampiavaka ny hetsika ny fisian’ireo trano eva manodidina ny 50 isa mahery izay hamondrona ireo tanora mpianatra, ireo tanora vao afa-panadinana Bakalorea, ireo ivon-toeram-piofanana maro samihafa sy orinasa izay mitady mpiara-miombon’antoka hifanohana akaiky aminy. Tanjona amin’ity hetsika ity ny mba hahafahan’ireo tanora mahita sekoly na ivon-toeram-piofanana azony hatonina aorian’ny fahazoany ny mari-pahaizana Bakalorea hahafahany manatanteraka ny nofinofiny rehefa any aoriana. Toraka izany koa ireo mitady asa. Tsiahivina moa fa tamin’nytaona 2017 no nisy voalohany ny hetsika Carrefour de la formation. Tsy miova ny tanjon’ny mpikarakara ao anatin’izany dia ny hahatonga ireo azy ireo ho mpandray anjara mavitrika amin’ny fampandrosoana ny firenena amin’ny alalan’ny fanohanana ny tanora.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT