Fampianarana

Lisea Teknika Mahajanga 24 volana tsy nandray karama ireo mpampianatra


  • Talata 01 Desambra 2020

Mitohy ny grevin'ny mpampianatra tsy nandray karama nandritra ny 24 volana ao



amin'ny Lycée Technique Mahajanga, nanampy azy ireo anio ireo Ray aman-drenin'ny mpianatra. « omeo lanja ny mpanabe sy ny fampianarana teknika, CFP aty amin’ny Faritra Boeny », « Vonjeo fa mosary izy ireo », hoy ny ampahany tamin’ny sora-baventy. Saika etsy sy eroa no ahitana olana. Nandeha ny teo anivon’ny CNAPMAD, nitokona noho ny rano mpianatry ny anjerimanontolon’Ankatso, nigrevy noho ny resaka saram-pisoratana anarana ny sasany tamin’ny mpianatry ny oniversiten’i Toamasina, gidragidra ny an’ny orinasa Kraoma any Brieville izay milaza fa tsy nandray karama 12 volana.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT