Fanadinana CAP

EP Ny faritra Analamanga no be mpiadina indrindra


  • Alarobia 25 Novambra 2020

Nizotra tamim-pilaminana ny fanombohan’ny fanadinana CAP/EP ho an’ny

 

 

 

mpampianatra omaly talata 24 novambra teny anivon’ireo maro samihafa DREN . Tsy nisy ny olana tamin’ny ankapobeny. Teto amin’ny faritra Analamanga no be mpiadina indrindra izay nahatratra 821. Nahatratra 1146 kosa izany ho an’ny Faritra Vakinankaratra sy Amoron’i Mania mitambatra, 562 isa ho an’ny faritra Vatovavy Fitovinany, 397 ho an’ny faritra Analanjirofo, 231 ho an’ny faritra Diana, , 162 ho an’ny faritra Sava, ary 73 ho an’ny Faritra Menaky.Tonga nanokatra ny fanadinana omaly ireo iraka avy amin’ny ministera foibe sy ny avy eo anivon’ny DREN ary ireo tompon'andraikitra isaky ny fari-piadidiam-pampianatra. Mbola hitohy anio ny fanadinana. Tsiahivina hatrany moa fa fanadinana natokana ho an’ny mpampianatra mpanabe ny CAP/EP. Tsy ny hahazoana diplaoma fotsiny no tanjona ao anatin’izany fa ny mba hananana traikefa entina hanatsarana ny fanabeazana omena ny mpianatra ihany koa.

 Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT