• Alatsinainy 31 Aogositra 2020
Fampianarana.Miantoka ny ho avin’ny firenena Mila politika matotra ny fanabeazana

Na ireo firenena matanjaka na koa mikatsaka fandrosoana dia tsy manao ambanin-javatra ny kalitaon’ny fampianarana satria izany no fototry ny fototry ny fampandrosoana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Aogositra 2020
Fampianarana.Antananarivo renivohitra Miisa 29.143 ireo mpiadina CEPE

Nanomboka omaly ary hitohy amin’ity anio ity ny fakana ireo taratasy fiantsoana ho an’ny mpanala fanadinam-panjakana CEPE ho an’ny CISCO Tana ville. Eny amin’ny toeram-pianaran’ireo mpianatra moa no akana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Aogositra 2020
Fampianarana.Fanadinam-panjakana Vonona ny Minisiteran` ny fanabeazam-pirenena

“Ao anatin` ny hahamehana ara-pahasalamana isika indrindra ho an`ny ankizy. Nampiatoana ny fianarana kanefa tsy maintsy manala fanadinam-panjakana izay zony.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Aogositra 2020
Fampianarana.Isam-paritra ny laza adina Atao ny 1 hatramin’ny 15 septambra ny CEPE

Samy hanana ny laza adina, arakaraka ny programa vitany ny faritra tsirairay. Tsy hitovy ny laza adina manerana ny Nosy, mba hisian’ny fitovizana herijika, hoy ny Filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Aogositra 2020
Fampianarana.Dr Sahondrarimalala Michelle Hitsabo ny Fanabeazam-pirenena ?

Lasa vehivevy, misolo vehivavy. Vehivavy telo izao no nifandimby nitantana ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena hatramin’ny niakaran’i Andry Rajoelina teo amin’ny fitondrana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Aogositra 2020
Fampianarana.Sekoly tsy miankina “Ahemory ny datim-panadinana”

Nanao hetsika nanoloana ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena sy ny fiofanana ara-teknika etsy Anosy omaly ireo talen-tsekoly sy mpampianatra avy amin’ny sekoly tsy miankina vitsivitsy eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
FTT