• Talata 22 Septambra 2020
Fampianarana.Fanadinana BEPC Nampian’ny polisy ilay tovovavy tsy salama tampoka

Tovovavy mpiadina iray no tsy salama omaly maraina raha nanatrika ny fanadinam-panjakana BEPC tao amina foibem-panadinana iray teto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Septambra 2020
Fampianarana.Fidiran’ny mpianatra Maro ireo sekoly mbola manaiky ireo fitaovana teo aloha

Ao anatin’ny fanomanana tanteraka ny fidiran’ny mpianatra ny Ray aman-dReny amin’izao na dia vao manomboka mivoaka tsikelikely ao anatin’ny fihibohana aza isika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Septambra 2020
Fampianarana.Sekoly Katolika eto Antananarivo Efa misokatra ny fisoratana anarana

Namoaka fanambarana ny DIDEC Antananarivo ka nilazany fa efa misokatra ny taom-pampianarana 2020-2021.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Septambra 2020
Fampianarana.Fampianarana ambaratonga ambony Tsy asian’ny fitondrana resaka akory

An-jorom-bala tanteraka mba tsy hilazana hoe tsy asian’ny fitondram-panjakana sira mihitsy ankehitriny ny fampianarana ambaratonga ambony eto Madagasikara, raha ny akom-baovao voaray avy amin’ireo mpampianatra mpikaroka hatreto aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Septambra 2020
Fampianarana.Faliarivo Ampitatafika Mpiadina 16 no tsy tonga

Miisa 16 ireo mpiadina voasoratra anarana tsy tonga niatrika ny fanadinana CEPE omaly ho an’ny foibem-panadinana CEG Faliarivo Ampitatafika. Raha miisa 1.188 mantsy izy ireo dia ny 1.172 no tonga omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Septambra 2020
Fampianarana.Fanadinana CEPE omaly Zandary miisa 345 no nahetsika teto Antananarivo

Samy niezaka nanao izay ho afany tamin’ny fikarakarana sy fiarovana ireo mpianatra ao amin’ny taona fahadimy niatrika ny fanadinana CEPE omaly avokoa ny mpitandro ny filaminana.

Hamaky ny tohiny
FTT