• Alarobia 21 Oktobra 2020
Fampianarana.Fahasahiana goavana tamin’ny bakalorea Mpisandoka ho mpiadina roa tra-tehaka

Lehilahy iray tonga hiatrika ny laza adina Matematika tao Farafangana no tratra nisolo mpiadina tokony hanala izany .

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Oktobra 2020
Fampianarana.Tanora Mpanabe zatovovavy ao Moramanga Nanentana momba ny fahadiovana sy fidiovana

Ny datin'ny 11 oktobra no daty anamarihana ny Andro iraisam-pirenena ho an'ny zatovovavy. Tsy diso anjara tamin'ny fankalazana ny tao Moramanga.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Oktobra 2020
Fampianarana.Tetikasa sekoly nomerika Sekoly 20 vatsiana tablettes, vidéoprojecteurs,…

Sekoly 20 indray no hisitraka ny tetikasa “Ecole numérique” iarahan’ny Ministeran’ny Fanabeazana amin’ny Orange solidarité amin’ity taom-pianarana 2020-2021 ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Oktobra 2020
Fampianarana.Ministeran’ny fampianarana ambony “Tsy misy laza adina niparitaka izany”

Nandeha be ny resaka omaly teto an-drenivohitra fa efa misy laza adina Bakalôrea miparitaka sahady any ho any.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Oktobra 2020
Fampianarana.Minisiteran’ny fanabeazana “Tsy maintsy hofoanana ny CEPE”

Nandritra ny fananganan-tsaina teo anivon’ny Minisiteran’ny Fanabeazam-Pirenena omaly maraina natrehin-dRamatoa Minisitra Sahondrarimalala Marie Michelle sy ny Sekretera jeneraly Razafimahefa Herimanana no

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Septambra 2020
Fampianarana.Fanombohan’ny BEP Nizotra tao anatin` ny filaminana

Nanomboka omaly ary haharitra 4 andro ny fanadinam-panjakana BEP (Brevet d’Etude Professionnel)

Hamaky ny tohiny
FTT