• Alakamisy 09 Jolay 2020
Fahasalamana.Rafanomezantsoa Jean Nirina “Notambazana 4 miliara Ar aho saingy tsy nanaiky”

Taorian’ireo resabe nandeha momba azy tao anaty tambajotran-tserasera facebook mikasika ny tsy fahafahany manao dokam-barotra intsony dia nivoaka tamin’ny fahanginana ny Filohan’ny FI.TRA.MA

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Jolay 2020
Fahasalamana.Mirongatra ny gripa mahery Tsentsina be ny orona, tsy mahare fofona…

Efa ho tapa-bolana izao no nitaraina ny ankamaroan’ny olona fa misy gripa mahery miparitaka eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Jolay 2020
Fahasalamana.CSB II Sabotsy Namehana Maty teo am-pilaharana ilay lehilahy

Tsy hay izay nanjo ny lehilahy iray nilahatra hizaha fahasalamana tetsy amin’ny CSB II Sabotsy Namehana ny faran’ny herinandro teo fa dia maty teo am-piandrasana teo ilay lehilahy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Jolay 2020
Fahasalamana.Minisitry ny Fahasalamana Zava-dehibe aminy ny fitantanana mangarahara

Nitafa sy nifampidinika tamin’ireo filohan’ny Sendika sy solontenan’ny mpiasa ao anatin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka Pr Ahmad Ahmad sy ny Sekretera Jeneraly Pr Solofomalala Gaëtan Duval ary ny Talen’ny kabinetra ny 03 jolay 2020.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Jolay 2020
Fahasalamana.Befotaka Atsimo Olona 113 matin’ny tazomoka sy fivalanana

Olona miisa 113 no naomy ny ainy tany Befotaka Atsimo noho ny tazomoka sy ny fivalanana tao anatin’ny iray volana, raha ny tatitra nataon’ny solombavambahoaka avy any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Jolay 2020
Fahasalamana.FI.TRA.MA Misy misoloky sahady ny fanafody vokariny

Misy misoloky sahady ny fanafody vita avy amin’ny zava-maniry vokarin’ny Fitsaboana Tradisionela Malagasy na ny FI.TRA.MA raha araka ny tafa nataon-dRafanomezantsoa Jean Nirina filohany tamin’ny mpanao gazety.

Hamaky ny tohiny
FTT