Fahasalamana

EPP sy CEG manara-penitra Nohadihadiana arak’asa ireo te ho Tale 50 isa


  • Zoma 09 Oktobra 2020

Notanterahana tetsy amin’ny CEG Analamahitsy ny tafatafa na ny « entretien d’embauche » na fanadihadiana arak’asa ho an’ireo talen-tsekoly sy mpampianatra isan’ambaratongany hiasa eny anivon’ny EPP sy CEG

 

 

 « Manara-penitra » etsy Androhibe, araka ny tatitry ny Minisiteran’ny fanabeazana. Miisa 50 izy ireo no niatrika izany, mbola ary nambara fa hisy ny fandaminana maro samihafa ahafahana mamoaka ny lisitra farany. Nisolo tena an-dRamatoa Ministra Sahondrarimalala Marie Michelle tamin’izany ny Tale Jeneraly misahana ny « Etablissement scolaire » Ralainirina Razokiny Eric sy ireo tompon’andraikitra maro hafa indrindra fa Andriamatoa Rasolonjatovo Andriamora Herimirija izay Tale misahana ny fitantanana ny mpiasa, hoy hatrany ny tatitra.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT