- Alakamisy 20 Aogositra 2020
Fahasalamana.Minisiteran’ny fahasalamana Nanameloka ny famonoana Paramed
Namoaka fanambarana manameloka ny herisetra nitarika ny fahafatesan-dRakajilahy Joseph, ben’ny tanànan’ny Kaominina Ampanihy sady lehiben’ny Tobim-pahasalamana fototra (CSB I) ao Beteva Distrikan’i Miandrivazo niseho ny 12 aogositra teo ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka.
Hamaky ny tohiny