• Alatsinainy 07 Septambra 2020
Fahasalamana.Zaza manana toe-batana diabetika 3 tapitrisa isan-taona ny fitsaboana

Mafy ny mahazo ireo Ray aman-dReny manan-janaka manana toe-batana diabetika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Septambra 2020
Fahasalamana.Hopitaly HJRA Nanome ra maimaimpoana ireo mpino Silamo

Mbola tsy miverina amin’ny laoniny hatreto ny isan’ireo mpanome ra tonga manatona an-tsitrapo etsy amin’ny foibe nasionaly misahana ny famindrana ra etsy amin’ny hopitaly HJRA Ampefiloha.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2020
Fahasalamana.Mpitsabo Malagasy Mahay ary manana ny maha izy azy

Nijoro vavolombelona niresaka ny zavatra niainany tamin’izy narary mafy nanao

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Aogositra 2020
Fahasalamana.Hopitaly HJRA Notsenaina tamin-kafaliana Pr Ahmad

Niverina nandray ny andraikiny amin’ny maha-pitsabo azy ny Pr Ahmad Ahmad, izay Minisitry ny fahasalamana teo aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Aogositra 2020
Fahasalamana.Fitsaboana nentim-paharazana Manaja etika sy deontolojia ny FITRAMA…

Orinasa iray misehatra amin’ny fampiroboroboana ny fitsaboana nentim-paharazana amin’ny alalan’ny zava-maniry ny Mpitsabo Malagasy FITRAMA, tantanan-dRafanomezantsoa Jean Nirina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Aogositra 2020
Fahasalamana.Fitiliana sy fitsaboana ny tazomoka Nanolotra fitaovana an-tapitrisany ny Amerikana

Nanolotra kojakojam-pitsaboana mitentina 1,8 tapitrisa dolara ho an’ny

Hamaky ny tohiny
FTT