- Alatsinainy 22 Jona 2020
Fahasalamana.Fitsaboana Hopitaly manara-penitra 13 no hajoro amin` ity taona ity
Tamin` ny taona 2019, hopitaly manarapenitra CHRD miisa 13 no natomboka. . CSB II niisa 13 ihany koa no natsangana saingy eo ampamarana ny telo ambiny any Ambodirano (Vondrozo), Bekodoka (Besalampy) ary Manja.
Hamaky ny tohiny